Toutes les vérificationsSignaler
Vérifications publiées/Autre

Verdict : FAUX

Il y a des étrangers qui volent deux enfants . https://www.facebook.com/share/v/18yJQjZckR/

Publié le 4 novembre 2026 · mis à jour le 4 novembre 2026 · 1 signalement(s)

Ce qu’il faut savoir

VAZAHA LAZAINA FA NAKA AN-KERINY ZAZA MIISA 2 💥𝐋𝐀𝐕𝐈𝐍'𝐈 𝐓𝐈𝐒𝐒𝐎𝐓 𝐂𝐇𝐀𝐑𝐋𝐘 𝐂𝐋𝐀𝐔𝐃𝐄 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐄𝐍𝐉𝐄𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐘 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐎𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐑𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐘 👉Nisy teratany vahiny antsoina hoe : Tissot Julien Charly Claude sy lehilahy Teratany malagasy iray antsoina hoe : Malama Jaobary no nanaovan'ny Kaomisaria Nosy Be filazana fikarohana, mitondra ny datin'ny 28 oktobra 2026, fa naka an-keriny zaza mianadahy antsoina hoe : Tissot Tiago Atlante (teraka 30 may 2022 Toamasina) sy Tissot Gjhulia Martine Mélanie (teraka 4 Marsa 2025 tao Dzamandzar Nosy Be). ▪️▪️Araka ny fijoroana vavolombelona nataon'i Tissot Julien Charly Claude, voampanga amin'ity raharaha ity ato amin'ny video anefa, dia zanany ireo zaza lazaina fa nalaina an-keriny ireo ary mitondra ny anarany. Manana porofo ara-taratasy momba izany izy. ‼️Ny zava-nisy, manana vady antsoina hoe : Pierre Tissot i Tissot Julien Charly Claude. Efa an-dalana manao "divorce" ry zareo ireo. Tsy nahafaly an'i Pierre Tissot mantsy ny fananan'i Tissot Julien Charly zanaka. Hany ka nataon'i Pierre Tissot ny fomba rehetra hamotehana n'i Tissot Julien Charly mba tsy ahafahan'ity far

Pourquoi ce verdict

C'est faux, d'après le live de son père, il a dit que son propre enfant.

Sources

  • www.facebook.com

Partager la correction

Téléchargez le visuel adapté à Facebook (carré) ou aux statuts WhatsApp (vertical).

Télécharger FR · carré Télécharger FR · vertical Télécharger MG · carré Télécharger MG · vertical Télécharger EN · carré Télécharger EN · vertical

Lien : https://laverta.qualitec.mg/verifications/f8c2e865-1f45-4ebb-8b90-ca763cb370d8

FacebookWhatsApp

L’IA peut aider à trier, mais aucun verdict n’est publié sans validation humaine.